Accueil > ... > Forum 262620

> La grève générale devient une insurrection populaire à Antananarivo

27 janvier 2009, 14:17, par Dagou

Tena efa mampalahelo mihitsy ty fitondrana ty ka mba aoka hila eo zay tsy nahavita zavtra mba hidirany zay mahazaka.Matoa mandositra Rav8 efa matahota ny tsy mety ny ataony na dia hiara hiresaka tsy mahasahy.Nefa kosa mba aza atao ela ialy gêve manjary miteraka ny fahantrana.Za tsy manohana na iza izy naiza na Ra8 na Adry TGV mais efa tsy rariny kosa ny manjo any Mada e ! sa ahoana ?

Un message, un commentaire ?

modération a priori

Ce forum est modéré a priori : votre contribution n’apparaîtra qu’après avoir été validée par les responsables.

Qui êtes-vous ?
Votre message

Pour créer des paragraphes, laissez simplement des lignes vides.